Entrée mihetsiketsika (hetsiketsika (hetsika))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihevingevina: Mihetsiketsika ny tohatra fa tazony mafy
Tsy mipetraka tsara fa mikofokofoka, mipelipelika: Ny zaza matetika no mihetsiketsika any an-trano fivoriana
Miheninkenina, misahirana mafy, mipopoka: Nihetsiketsika fatratra izy tamin' iny raharaha iny
Mihaingo, miraratra, miramarama: Mihetsiketsika erỳ ry zareo ato avaratra fa vao nahalafo trano, hono.
Mitovy hevitra: mihahohaho ~ mihararetra ~ mihendrahendra ~ mihetsiketsika ~ mihetsiketsika ~ mihevingevina ~ mihofahofa ~ mihofakofaka ~ mihontsinkontsina ~ mihovihovy ~ mihovotrovotra ~ mihozongozona ~ mikipilipily ~ mikivilivily ~ mikofoka ~ mikofokofoka ~ mikopaka ~ mikopakopaka ~ mikoropaka ~ mipararetra ~ mipelipelika ~ mipendrampendrana ~ mipilaka ~ mirona ~ mirondrona ~ mironjina ~ misangodina ~ misangodingodina ~ misavilivily ~ mitakorofoka ~ mitambolina ~ mitovezina ~ mitrifantrifana ~ mitsikofokofoka ~ mitsikorofoka ~ mivena ~ mivenjina ~ mivezimbezina [1.1]
Exemples Mihetsiketsika lalandava io zazalahy io (Ce garçon se remue sans cesse) [1.3]
Morphologie 
Présent : mihetsiketsika
Passé : nihetsiketsika
Futur : hihetsiketsika
Impératif : mihetsiketseha
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/10/12