Entrée take
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hazo amehezana ny ladirisy eo am-pototry ny andrin' ny botry na ny sambolay [Sakalava] [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Entrée take
Partie du discours   verbe actif
Définition anglaise   maka, mihazona
¶ mandrombaka, mamabo
¶ mandray
¶ mangalatra
¶ manala (marika)
¶ mitondra
¶ mitaingina fiara mba handeha
¶ maka (sary)
¶ manotrona
¶ mamandrika (gazety)
¶ manoratra
¶ mihevitra ho [Hallanger 1969]

Mis à jour le 2013/06/19