<-
->

Isa / Iz 45:4 For Jacob my servant' s sake, and Israel mine elect, I have even called thee by thy name: I have surnamed thee, though thou hast not known me. Noho ny amin' i Jakoba mpanompoko sy Isiraely voafidiko no niantsoako anao tamin' ny anaranao sy nanomezako anarana malaza ho anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao. Jakoba mpanompoko, sy Israely voafidiko, no niantsoako anao tamin' ny anaranao; sy nanendreko anao, fony mbola tsy nahalala ahy hianao. C' est à cause de mon serviteur Jacob et d' Israël mon élu que je t' ai appelé par ton nom, je te donne un titre, sans que tu me connaisses.