<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 58:14 | Then shalt thou delight thyself in the |
Dia hiravoravo amin' i Jehovah ianao, ary hasandratro ao amin' ny havoana amin' ny tany ianao, sy hofahanako amin' ny lovan' i Jakoba rainao; Fa ny vavan' i Jehovah no efa niteny. | dia hahita fahafinaretana ao amin' ny Tompo hianao amin' izany; sady hasandratro toy ny mpandresy, eo amin' ny avo amin' ny tany, sy hampiaraniko amin' ny lovan' i Jakoba rainao; fa ny vavan' ny Tompo no efa niteny. | alors tu trouveras tes délices en |