|
|
|
|

<-
->

Isa / Iz 52:5 Now therefore, what have I here, saith the Lord, that my people is taken away for nought? they that rule over them make them to howl, saith the Lord; and my name continually every day is blasphemed. Ary ankehitriny inona no hataoko eto? hoy Jehovah, fa nobaboina tsy ahoan-tsy ahoana ny oloko; ny mpanapaka azy dia manakora, hoy Jehovah; ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako. Koa ankehitriny, inona no hataoko eto? - teny marin' ny Tompo fa nobaboina tsy an-drariny ny vahoakako? Ny mpanapaka azy masiaka, manerona; - teny marin' ny Tompo, ary ny anarako, tevatevaina tsy an-kijanona, isan' andro. Mais maintenant, qu' ai-je à faire ici ? - oracle de Yahvé - car mon peuple a été enlevé pour rien, ses maîtres poussent des cris de triomphe - oracle de Yahvé - sans cesse, tout le jour, mon nom est bafoué.