Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : halatra | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Aza manao halatra ondrin' Imahakà : raha misy mahita, hizahako ny havesany, nony tsy misy mahita dia lasany tokoa. [Rinara 1974]
Aza manao halatr' ondrin' Imahakà: ka mody mizaha ny havesany. [Houlder 1895] Aza manao halatr’ ondrin’ Imahakà : mody manao hoe: "Hizahako izay havesany". [Cousins 1871] Halatra ondrin' Imahakà : raha tsy misy mahita dia lasana, fa raha tran' ny olona dia hitsapako ny havesany. [Rinara 1974 #1253] Halatr’ ondrin’ Imahaka : raha hitan’ olona dia hoe : Mba hizahako ny havesany ; fa nony tsy misy mahita, dia | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Ne volez pas des moutons à la façon d' Imahakà, lequel (en soulevant un mouton pour l' emporter) prétendait seulement le soupeser. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Imahakà est, avec son compère Ikotofetsy, un fripon fameux des contes malgaches. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Foka sa lefaka no mifia-dranomaso amin' izay fitia halatra! [Rinara 1974 #1188] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Halatra akoho mirahavavy : | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Mandihy miakanjo halatra ka miara-mirebika Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza ny fahafaham-barakan' izay mangala-javatra enti-miseho eo imasom-bahoaka. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Danser en portant un habit volé, c' est s' exposer à une catastrophe;. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | C. à. d. c' est courir le risque d' être découvert. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Mitohy sakay amin' izay fitia halatra. [Rinara 1974 #2457] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |