Index

Proverbes : mangarika

Proverbe Gila maso mangarika : vita mialoha fa tsy fantatra. [Rinara 1974 #1225]

Proverbe Rafotsibe manandrana anana : tsy milaza ny hafiny, fa ny masony mangarika ihany. [Veyrières 1913 #1899, Houlder 1895]
Rafotsibe manandran' anana, tsy milaza ny tsantsony na miteny ny hafiny fa maso mangarika ihany. [Rinara 1974]
Traduction française La vieille goûtant aux herbes potagères (quelle fait cuire): elle ne dit pas qu' elles sont bonnes, mais ses yeux vous regardent de travers (pour que vous n' y touchiez pas). [Houlder 1895 #1971]
Vieille qui goûte des herbes qu' elle a fait cuire : elle ne dit pas que c' est bon, mais ses yeux regardent de travers pour qu' on n' y touche pas. [Veyrières 1913 #1899]

Proverbe Toa mangarika anao aho, kanjo mahia ka miolana. [Rinara 1974 #4140]
Toa mangarika anao aza aho, kanjo mahia ka miolana. [Cousins 1871 #3099]

Proverbe Tsy fidiny ny mahazo ny njola ka hangarika olon-tsy miady. [Rinara 1974]
Tsy fidiny omen’ ny njola, ka hangarika olon-tsy miady. [Cousins 1871 #3344]

Index