Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : takatra | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Basy jala fito : tsy Basi-na ariary fito: tsy takatry ny ory, tsy tian' ny mpanana. [1.1] Basin' ariary fito : sady tsy tian' ny mpanana no tsy takatry ny ory. [2.558 #850] Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny malahelo. [1.1] Basin’ ariary fito: tsy tian’ ny mpanana, tsy takatry ny malahelo. [2.653] Salasala ohatra ny basin' ariary fito: tsy takatry ny malahelo, tsy tian' ny mpanana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Douteux comme un fusil de sept piastres: les pauvres ne peuvent l' acheter, les riches ne l' aiment pas. [2.165]
Un fusil à trente-cinq FMG : ceux qui sont pauvres ne peuvent l'acquérir, les riches le dédaignent. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Ilay nahandro takatra, ka izay no takatra. [1.1]
Izay no takatry ny aina hoy ilay nahandro takatra. [2.558] Izay no takatry ny ananana hoy ilay nahandro takatra. [2.558] Izay takatry ny aina, hoy ilay manan-takatra. [2.415 #5852] Izay takatry ny aina, hoy ilay namahan-takatra. [2.653 #1199] "Izay takatry ny ananana no atao" , hoy ilay Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny aina. [2.558] Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny ananana. [2.558] Toy ilay nahandro takatra, ka izay no takatry ny ananana. [2.415 #4608, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Tsilalaon-teny manambara fa izay no vita tamin' ny sakafo, ka aoka tsy hahazo tsiny avy amin' izay nasaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | C' est comme celui qui a fait cuire un oiseau takatra : il a fait ce qu' il a pu. [2.415 #4608]
"Chacun fait selon ses moyens" , dit celui qui servait un "takatra" (à ses hôtes). [2.165] Fais ton possible, dit celui qui nourrit un oiseau takatra. [2.415 #5852] Pareil à celui qui a cuit un "takatra" , il a fait ce qu' il a pu (d' après ce qu' il possédait). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | C' était une manière plaisante d' encourager et de s'encourager. Jeu de mots sur les deux sens du mot takatra : possible et oiseau. [2.415 #5852]
Jeu de mots sur les deux sens de takatra : le nom d' un oiseau, et ce à quoi on peut arriver. [2.415 #4608] Le "takatra" , sorte d' ombrette, est un oiseau de mauvais augure pour les Malgaches; et pour en manger il fallait n' avoir rien d' autre à se mettre sous la dent. Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "takatra" , pouvoir ou atteindre, et "takatra" , oiseau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Na ambony aza ny tetika izay takatry ny ananana ihany no vita. [2.558 #2644] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Ny faniriana tsy ho ary takatry ny vintana. [2.558]
Ny faniriana tsy takatry ny vintana. [2.165 #88, 2.415 #845, 2.653 #2215] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Le destin ne réalise pas tous les désirs qu' on a. [2.415 #845]
Le sort n' a rien à faire avec les désirs. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 5 | Ny hevitra | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Les pensées profondes du sage ne sont point comprises de celui qui a peu d' esprit. [2.415 #2103] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 6 | Tohiloha landy : sady tsy takatry ny malahelo no tsy tian' ny mpanana. [2.558 #4149] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||