| Entrée | 1 antsefa |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails.
[1.2] |
| Vocabulaire | 5 Jeu |
| Tous les mots composés | 6 manao antsefa |
| Anagrammes | antsefa, 7 fanetsa, 8 Seftàna, 9 Stefana, 10 Tafnesa |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|