|
|
|
|

Entrée1  tandrimo
Partie du discours  2  nom
Radical  3  rimo
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.
Explications en anglais  7  [1.7] a top
Explications en français  8  [1.8] toupie
Exemples  9  [2.471] Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada!
Vocabulaire  10  Jeu
Analogues  11  sangodina
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot tandrimo

Anagrammes  13  itondram, mandotry, mitandro, mitondrà, mitondra, tandrimo

Mis à jour le 2025/08/10