Entrée katra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-daolao fanaon' ny vehivavy sy ny ankizy: misy lavaka boribory maromaro laha-droa mifanitsy, ka vato roa isan-davaka no atao aminy; afindra zaraina amin' ny lavaka tsirairay ireo ka misy fotoana ahazoan' ny mpilalao ny vaton' ny an-kilany mifanitsy amin' ny azy; izay mahatapitra ny vaton' ny anankiray aloha araka izany no mandresy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a Malagasy game played by putting seeds into a series of 12 holes [Hallanger 1973]
Définition française   jeu qui consiste à mettre des grains dans une série de 12 trous [Hallanger 1974]
Vocabulaire  

Entrée katra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Korintsana vita amin' ny kapoaka na hoditra avy amin' ny tongotr' omby ka nasiana vato kely na voan-javatra madinika; fampiasa eo amin' ny dihy ny katra miaraka amin' ny zavamaneno hafa; ahontsankontsana koa izy atao fanairana ny fody na famporisihana ny omby rehefa manosy tanimbary [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Entrée katra
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] noix de coco (récipient pour puiser l'eau). (babàky). [David 1952 (takila K)]

Entrée katra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] dinika [Rakotosaona 1972]
Dérivations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot katra (1): Bekatra

Mis à jour le 2017/03/10