Entrée |
 |
raboka
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
[Tambahoaka]
vely, famelezana [Rakotosaona 1972]
|
|
Entrée |
 |
raboka
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
[Sihanaka, Tankarana, Tanosy]
poumon. [David 1952, Rakotosaona 1972]
|
Vocabulaire | |
|
Entrée |
 |
raboka
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [Rajemisa 1985]
|
| |
areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [SLP: Voambolana]
|
Définition française | |
tuberculose [SLP: Voambolana]
|
Vocabulaire | |
Analogie | |
raboka mamely ny akoho amam-borona ~
raboka voalohany |
|
Entrée |
 |
raboka
(boka)
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire | |
|
Entrée |
 |
raboka
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition française | |
[Mahafaly]
(de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable).
Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi
horona,
kidrodrotra.
[Boiteau: Végétaux]
|
Vocabulaire | |
Nom scientifique | |
Loudetia simplex subsp. stipoides |
|