Entrée tolona
Partie du discours   nom
Définition malgache   [ toloña ] [Bezanozano, Tambahoaka] ady (lalao) [Rakotosaona 1972]
   Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
¶ Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [Rajemisa 1985]
Définition française   lutte [SLP: Voambolana]
Exemples   Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [Andraina: Mitaraina, page 195]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
tolona
toloko
tolonao
tolony
tolontsika
tolonay
tolonareo
tolon'
tolon-
tolom-
tolo-
Citations  

Mis à jour le 2017/04/03