|
|
|
|

Entrée1  saribakoly
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  sary, bakoly
Explications en malgache  4  [1.78] [Taifasy] saripapety
5  [1.1] Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka
Explications en anglais  6  [1.7] a doll
Explications en français  7  [1.8] poupée
Exemples  8  [1.369#] Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony.
9  [2.895#] Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo.
Vocabulaire  10  Jeu

Mis à jour le 2025/07/29