Entrée mangatsakatsaka (hatsakatsaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fotsy dia fotsy, fotsy aoka izany; fotsy madio mangalahala: Mangatsakatsaka tahaka ny lisy [1.1]
Explications en anglais Extremely white. Used only with fotsy, white. [1.2]
Analogues  volo/colors/couleurs

Mis à jour le 2023/01/05