Entrée mankalaza (laza)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena
Manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy
Mitovy hevitra: mampakatra ~ manaja ~ manajohary ~ manakora ~ manambony ~ mananampempa ~ manandratra ~ manandratsandratra ~ manandriana ~ manangana ~ manangitrangy ~ mananoano ~ manantoana ~ mandaza ~ mandritika ~ mankasitraka ~ manome laza ~ manome voninahitra ~ manondrotra ~ midera ~ mihoby ~ mitehaka ~ mitsoaka [1.1]
Explications en anglais To glorify, to exalt
To report a person as having been guilty of some bad deed [1.2]
Explications en français Publier, glorifier [1.3, 1.5]
 Solenniser, fêter, remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait) [1.3]
Exemples Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra. [2.508]
Morphologie 
Présent : mankalaza
Passé : nankalaza
Futur : hankalaza
Impératif : mankala

Entrée mankala (laza)
Partie du discours impératif du verbe actif mankalaza [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2020/07/31