Entrée sabotsy
Partie du discours nom
Définition malgache (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise Same as asabotsy [Richardson 1885]
Traduction française Samedi [Rajaonarimanana 1995]
  [Tanala] Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Beaujard 1998]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Tableaux et planches Mesure du temps
Exemples 
1Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [Callet: Tantara]
2Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [Wresinski: Mahantra]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot sabotsy (2): Sabotsikely, Sabotsy

Entrée Sabotsy
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie sabotsy

Mis à jour le 2020/11/22