|
|
|
|

Entrée (1/2)1  asabotsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10]
4 Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1]
Explications en anglais  5 Saturday [1.2, 1.7]
Explications en français  6 samedi [1.3, 1.8]
7 (var. sabotsy) Samedi [1.5]
Exemples  8  Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
9  Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Vocabulaire  10  Temps
Autres orthographes  11 sabotsy
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  22  Mesure du temps

Entrée (2/2)23  Asabotsy
Partie du discours  24  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en anglais  25 the place of holding Saturday's market. [1.2]
Explications en français  26 Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3]
27 Le marché du samedi [1.5]
Exemples  28  ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48]
Vocabulaire  29  Géographie: agglomérations

Anagrammes  Asabotsy, asabotsy

Mis à jour le 2026/01/14