Entrée (1/4) | 1 zoma |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zohy, lava-bato |
Explications en anglais |
4 [1.2] [Provincial]
for zohy |
Synonymes | 5 zohy |
Entrée (2/4) | 6 zoma |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [2.606#153] [Masikoro]
toerana masina itahirizana ny jinin'ampanjaka |
Entrée (3/4) | 9 zomà |
Partie du discours | 10 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
13 [1.1] Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana |
Explications en anglais |
14 [1.2, 1.7] Friday |
Explications en français |
15 [1.3, 1.6, 1.8, 1.9] Vendredi 16 [1.14] (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma |
Explications en italien |
17 [1.18] venerdi |
Explications en allemand |
18 [1.56] Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. |
Exemples |
19 [2.470] Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
|
Vocabulaire | 20 Temps |
Autres orthographes | 21 ajoma |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot zomà |
Tableaux et planches |
32 Mesure du temps |
Entrée (4/4) | 33 Zomà |
Partie du discours | 34 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
35 [1.1] Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io |
Explications en anglais |
36 [1.2] The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] 37 [1.7] The Friday market-place |
Explications en français |
38 [1.3] Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive 39 [1.8] Marché de vendredi; place de marché (vendredi) |
Vocabulaire | 40 Géographie: agglomérations |
Citations | 41 Textes citant Zomà |
Illustrations |
|
Anagrammes | 42 azom, mazò, moza, ozam, ZOAM, zomà, Zomà, zoma |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |