Entrée | tsaoky > saoka | ||||||||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||||||||
Explications en malgache | Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1] | ||||||||||||||||||
Vocabulaire | Economie: vêtements | ||||||||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||||||||
Holonyme | |||||||||||||||||||
Co-méronymes | |||||||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot saoka | ||||||||||||||||||
Entrée | tsaoky > saoka | ||||||||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||||||||
Explications en malgache | Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1] | ||||||||||||||||||
Explications en anglais | The chin [1.7] | ||||||||||||||||||
Explications en français | Le menton [1.8] | ||||||||||||||||||
Exemples | Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka.
[1.436] | ||||||||||||||||||
Vocabulaire | Biologie | ||||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot saoka | ||||||||||||||||||
Anagrammes | akosa, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, saoka, soaka |
Entrée | tsaoky > tsaoka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entrée | tsaoky > tsaoka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Craie [1.13] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Géologie | |||||||||||||||
Origine | Anglais: chalk. | |||||||||||||||
Anagrammes | akotsa, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka |
Entrée | tsaoky > saoky | |
Partie du discours | forme morphologique de saoka | |
Entrée | tsaoky > saoky | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Tambahoaka] Sotrobe [1.78] | |
Entrée | tsaoky > saoky | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Taisaka] Fidirana, fitsofohana [1.78] | |
Entrée | tsaoky > saoky | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Bara] Dera, fiderana [1.78] | |
Anagrammes | akiso, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |