Index

Proverbes : milentika

Proverbe Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [Veyrières 1913 #3002]
Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [Veyrières 1913 #3002]
Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [Houlder 1895]
Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [Rinara 1974 #4276]
Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [Cousins 1871]
Traduction française Le méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas. [Houlder 1895]
Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [Veyrières 1913 #3002]
Interprétation française Se disait des gens qui ne savent pas rougir. [Veyrières 1913 #3002]

Proverbe Raha maty masoandro. [Veyrières 1913 #6596]
Raha milentika masoandro. [Veyrières 1913 #6596]
Traduction française Quand le soleil se couche. [Veyrières 1913 #6596]

Proverbe Tompon-tany mahay rano tsangana, ka mandrobo ny vahiny hilentika. [Rinara 1974]
Tompon-tany mahay rano tsangana: mandrobo ny vahiny hilentika. [Cousins 1871 #3123]

Proverbe Vato natora-mamba, ny natoraka nilentika, ny notorahana nilentika koa. [Rinara 1974 #317]

Index