|
|
|
|

Entrée1  amboanala
Mots élémentaires  2 amboa, 3 ala
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala. [1.1]
Explications en anglais  6 Generic name for lemurs.. [1.2]
7 indri (Indri indri). [2.233]
Explications en français  8 sorte de lémurien. [Tankarana] [1.19]
9 lémur macaco. [1.54]
10 indri (Indri indri). [2.233]
Exemples  11  Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649#]
Vocabulaire  12  Zoologie: mammifères
Synonymes  13 babakoto, endrina
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  90  Les Lémuriens

Mis à jour le 2025/11/09