| Entrée (1/2) | 1 hahay | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 
3 anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Explications en anglais | 
4 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233] | 
| Explications en français | 
5 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233] | 
| Vocabulaire | 6 Zoologie: mammifères | 
| Autres orthographes | 7ahay, aiay | 
| Synonymes | 8aingitra | 
| Hypéronyme | 
  | 
| Co-hyponymes | 
  | 
| Tableaux et planches | 
86 Les Lémuriens | 
| Entrée (2/2) | 87 hahay | 
| Radical | 88hay | 
| Partie du discours | 89 futur du verbe actif mahay | 
| Exemples | 
90 Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy!
[2.356] 
 91 Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499] 92 Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]  | 
| Anagrammes | 93 ahahy, 94 hahay, 95 hahia | 
| Mis à jour le 2025/10/31 | 
 |