|
|
|
|

Entrée (1/9)1  any
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Tous les mots composés  6  28 mots contenant any
Explications en malgache  7  [1.1] Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo?
Explications en anglais  8  [1.2] there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any.
9  [1.7] there, fairly far away not visible;
Explications en français  10  [1.82] [Taisaka] [añy] là-bas, à, vers
11  [1.8] là, à une certaine distance, pas visible
Explications en italien  12  [1.18] in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive.
Exemples  13  [2.472] Tsy hijanona ela any aho.
14  [2.324] ka any Antsirabe no haleha.
Analogues  15  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary

Entrée (2/9)16  any
Partie du discours  17  adverbe [Liste complète]
Tous les mots composés  18  22 mots contenant any
Explications en anglais  19  [1.7] prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants
Explications en français  20  [1.8] préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes

Entrée (3/9)21  any
Partie du discours  22  préposition [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en anglais  26  [1.2] belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo.

Entrée (4/9)27  any
Partie du discours  28  adverbe [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  32  [1.1] Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any
Explications en anglais  33  [1.2] used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense.

Entrée (5/9)34  any
Partie du discours  35  nom
Dérivés 
36  Verbes actifs :
37  Verbes passifs :
38  Verbes relatifs :
39  Noms :
Explications en malgache  40  [1.1] Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana
Explications en anglais  41  [1.2] Ira is used in the provinces.
Explications en français  42  [1.3#48] ourdissage de la trame

Entrée (6/9)43  any
Partie du discours  44  verbe passif
Morphologie 
45  Présent :
46  Passé :
47  Futur :
48  Impératif :
Explications en malgache  49  [1.78] [Taisaka] atao, inoana
Explications en français  50  [1.82] [Taisaka] qu'on fait, qu'on croit

Entrée (7/9)51  añy
Partie du discours  52  nom
Explications en malgache  53  [1.78] [Taisaka] rivotra
Explications en français  54  [1.82] [Taisaka] vent
Vocabulaire  55  Météorologie

Entrée (8/9)56  any
Partie du discours  57  Non spécifié
Tous les mots composés 
Explications en français  60  [1.82] [Taisaka] qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie)
Vocabulaire  61  Santé

Entrée (9/9)62  any    
Partie du discours  63  pronom [Liste complète]
Explications en anglais  64  [1.17] na iza na iza, na inona na inona; izay misy

Anagrammes  65  ain, ani, an' i, any, añy, ina, i~na, ~ina, -nay, nay, nia

Mis à jour le 2025/08/10