Entrée amboanala (amboa, ala)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Explications en anglais Generic name for lemurs. [1.2]
Explications en français  [Tankarana] Sorte de lémurien [1.19]
 Lémur macaco [1.54]
Explications en anglais Indri (Indri indri) [2.233]
Explications en français Indri (Indri indri) [2.233]
Nom scientifique Indri indri
Exemples Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649]
Vocabulaire 
Synonymes babakoto ~ endrina
Hypéronyme gidro
Co-hyponymes ahay, aiay, alokoteha, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tableaux et planches Les Lémuriens

Mis à jour le 2023/03/19