<-
->

Sal 116:1 I love the Lord, because he hath heard my voice and my supplications. Izaho tia an' i Jehovah, satria efa nandre Ny feon' ny fifonako Izy. Tiako izy, satria ren' ny Tompo, ny feoko, ny fitarainako. Alleluia! J' aime, lorsque Yahvé entend le cri de ma prière,
Sal 116:2 Because he hath inclined his ear unto me, therefore will I call upon him as long as I live. Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa. Fa nanongilan-tsofina tamiko izy, ka hiantso azy aho, ny andro rehetra hiainako. lorsqu' il tend l' oreille vers moi, le jour où j' appelle.
Sal 116:3 The sorrows of death compassed me, and the pains of hell gat hold upon me: I found trouble and sorrow. Nihodidina tamiko ny famatoran' ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian' ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho. Efa nihodidina tamiko ny fatoran' ny fahafatesana, efa nahazo ahy ny tebitebin' ny seoly; efa nianjady tamiko ny fanahiana amam-pahoriana, Les lacets de la mort m' enserraient, les filets du shéol; l' angoisse et l' affliction me tenaient,
Sal 116:4 Then called I upon the name of the Lord; O Lord, I beseech thee, deliver my soul. Dia niantso ny anaran' i Jehovah hoe aho: Jehovah ô, mifona aminao aho, vonjeo ny fanahiko. fa niantso ny anaran' ny Tompo aho, nanao hoe: Iaveh ô, vonjeo ny fanahiko! j' appelai le nom de Yahvé. De grâce, Yahvé, délivre mon âme!
Sal 116:5 Gracious is the Lord, and righteous; yea, our God is merciful. Mamindra fo sy marina Jehovah Eny, miantra Andriamanitsika. Mamindra fo sy marina Iaveh, miantra ny Andriamanitsika. Yahvé a pitié, il est juste, notre Dieu est tendresse;
Sal 116:6 The Lord preserveth the simple: I was brought low, and he helped me. Miaro ny kely saina Jehovah; Reraka aho, dia namonjy ahy Izy. Miaro ny osa Iaveh; ory aho ka novonjeny. Yahvé protège les simples, je faiblissais, il m' a sauvé.
Sal 116:7 Return unto thy rest, O my soul; for the Lord hath dealt bountifully with thee. Miverena ho amin' ny fitsaharanao, ry fanahiko, Fa Jehovah efa nanisy soa anao, Ry fanahiko ô, miverena amin' ny fitsaharanao, fa Iaveh manototra soa anao. Retourne, mon âme, à ton repos, car Yahvé t' a fait du bien.
Sal 116:8 For thou hast delivered my soul from death, mine eyes from tears, and my feet from falling. Dia namonjy ny fanahiko tamin' ny fahafatesana Hianao Sy ny masoko tamin' ny ranomaso Ary ny tongotro tamin' ny fahatafintohinana. Eny, hianao efa nanafaka ny fanahiko tamin' ny fahafatesana, ny masoko tamin' ny ranomaso, ny tongotro tamin' ny halavoana. Il a gardé mon âme de la mort, mes yeux des larmes et mes pieds du faux pas
Sal 116:9 I will walk before the Lord in the land of the living. Handeha eo anatrehan' i Jehovah Eo amin' ny tanin' ny velona aho. Izaho mbola handeha eo anatrehan' ny Tompo eo amin' ny tanin' ny velona. je marcherai à la face de Yahvé sur la terre des vivants.
Sal 116:10 I believed, therefore have I spoken: I was greatly afflicted: Nino aho; hiteny tokoa aho; Mahantra indrindra aho. Matoky aho, na dia milaza hoe aza: Fara-fahoriana aho ity! Je crois lors même que je dis "Je suis trop malheureux",
Sal 116:11 I said in my haste, All men are liars. Hoy izaho tamin' ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra. Hoy aho, tao anatin' ny fahakiviako: Mpandainga avokoa ny olombelona. moi qui ai dit dans mon trouble "Tout homme n' est que mensonge."
Sal 116:12 What shall I render unto the Lord for all his benefits toward me? Inona no havaliko an' i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko? Inona no havaliko an' ny Tompo, noho ny soa rehetra nataony tamiko? Comment rendrai-je à Yahvé tout le bien qu' il m' a fait?
Sal 116:13 I will take the cup of salvation, and call upon the name of the Lord. Handray ny kapoaky ny famonjena aho Ka hiantso ny anaran' i Jehovah. Hanainga ny kopin' ny famonjena aho, ka hiantso ny anaran' ny Tompo. J'élèverai la coupe du salut, j' appellerai le nom de Yahvé.
Sal 116:14 I will pay my vows unto the Lord now in the presence of all his people. Hanefa ny voadiko amin' i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan' ny olony rehetra. Hanefa ny voadiko tamin' ny Tompo aho, eo anatrehan' ny vahoakany rehetra. J' accomplirai mes voeux envers Yahvé, oui, devant tout son peuple!
Sal 116:15 Precious in the sight of the Lord is the death of his saints. Zava-dehibe eo imason' i Jehovah Ny fahafatesan' ny olony masina. Zava-tsarobidy eo imason' ny Tompo ny fahafatesan' ny mpino azy. Elle coûte aux yeux de Yahvé, la mort de ses amis.
Sal 116:16 O Lord, truly I am thy servant; I am thy servant, and the son of thine handmaid: thou hast loosed my bonds. Indrisy! Jehovah ô, mpanomponao tokoa aho, Eny, mpanomponao sady zanaky ny ankizivavinao; Namaha ny fatorako Hianao. - Endrey! ry Iaveh ô, satria mpanomponao aho; mpanomponao, zanaky ny ankizivavinao, ka dia novahanao ny fatorako. De grâce, Yahvé, je suis ton serviteur, je suis ton serviteur fils de ta servante, tu as défait mes liens.
Sal 116:17 I will offer to thee the sacrifice of thanksgiving, and will call upon the name of the Lord. Hianao no haterako fanati-pisaorana, Ary ny anaran' i Jehovah no hantsoiko. Hanatitra ny sorom-pisaorana aminao aho, ary hiantso ny anaran' ny Tompo. Je t' offrirai le sacrifice d' action de grâces, j' appellerai le nom de Yahvé.
Sal 116:18 I will pay my vows unto the Lord now in the presence of all his people. Hanefa ny voadiko amin' i Jehovah aho, Eny, eo anatrehan' ny olony rehetra, hanefa ny voadiko tamin' ny Tompo aho, eo anatrehan' ny vahoakany rehetra, J' accomplirai mes voeux envers Yahvé, oui, devant tout son peuple,
Sal 116:19 In the courts of the Lord' s house, in the midst of thee, O Jerusalem. Praise ye the Lord. Dia eo an-kianjan' ny tranon' i Jehovah, Eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Haleloia. eo an-kianjan' ny tranon' ny Tompo, dia eo anatin' ny mandanao, ry Jerosalema. Aleloia! dans les parvis de la maison de Yahvé, au milieu de toi, Jérusalem!

<-
->