<-
->

Sal 63:1 O God, thou art my God; early will I seek thee: my soul thirsteth for thee, my flesh longeth for thee in a dry and thirsty land, where no water is; Salamo nataon' i Davida, fony tany an-efitr' i Joda izy. Andriamanitra ô, Andriamanitro Hianao; mitady Anao fatratra aho; mangetaheta Anao ny fanahiko, maniry Anao ny nofoko, eto amin' ny tany maina sy mangentana tsy misy rano; Salamon' i Davida. Fony izy tany an' efitr' i Joda. Psaume. De David. Quand il était dans le désert de Juda.
Sal 63:2 To see thy power and thy glory, so as I have seen thee in the sanctuary. Toy izany no nijereko Anao tao amin' ny fitoerana masina, hahitako ny herinao sy ny voninahitrao. Ry Andriamanitra ô, Andriamanitro hianao, mitady anao aho hatramin' ny vao maraina; mangetaheta anao ny fanahiko, manina anao ny nofoko, ao amin' ny tany maina mangentana tsy misy rano. Dieu, c' est toi mon Dieu, je te cherche, mon âme a soif de toi, après toi languit ma chair, terre sèche, altérée, sans eau.
Sal 63:3 Because thy lovingkindness is better than life, my lips shall praise thee. Fa tsara noho ny aina ny famindram-ponao; ny molotro hidera Anao. Toy izany no nibanjinako anao tao amin' ny fitoerana masina, mba hahitako ny herinao amam-boninahitrao. Oui, au sanctuaire je t' ai contemplé, voyant ta puissance et ta gloire.
Sal 63:4 Thus will I bless thee while I live: I will lift up my hands in thy name. Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin' ny anaranao no hanandratako ny tanako. Fa tsara lavitra noho ny aina ny fahasoavanao, ka aoka hiventy fankalazana anao ny molotro. Meilleur que la vie, ton amour; mes lèvres diront ton éloge.
Sal 63:5 My soul shall be satisfied as with marrow and fatness; and my mouth shall praise thee with joyful lips: Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan' ny fanahiko; ary amin' ny molotra falifaly no hideran' ny vavako Anao. Dia hidera anao amin' ny andro rehetra iainako aho, hanandra-tànana amin' ny anaranao. Oui, je veux te bénir en ma vie, à ton nom, élever les mains;
Sal 63:6 When I remember thee upon my bed, and meditate on thee in the night watches. Raha mahatsiaro Anao eo am-pandriako aho, dia mieritreritra Anao amin' ny fiambenan' alina. Toy ny voky tsoka sy ny matavy no ahavokisan' ny fanahiko, ka midera anao ny vavako, amin' ny molotro falifaly. comme de graisse et de moelle se rassasie mon âme, lèvres jubilantes, louange en ma bouche.
Sal 63:7 Because thou hast been my help, therefore in the shadow of thy wings will I rejoice. Fa efa namonjy ahy Hianao, ary ao ambanin' ny aloky ny elatrao no hihobiako. Raha mieritreritra anao eo am-pandriako aho, dia any aminao ihany ny saiko mandritra ny fiambenan' alina. Quand je songe à toi sur ma couche, au long des veilles je médite sur toi,
Sal 63:8 My soul followeth hard after thee: thy right hand upholdeth me. Mifikitra amiko ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana. Fa hianao no vonjiko, ary eo ambanin' ny aloky ny elatrao no iravoravoako. toi qui fus mon secours, et je jubile à l' ombre de tes ailes;
Sal 63:9 But those that seek my soul, to destroy it, shall go into the lower parts of the earth. Fa ireny dia mitady ny aiko ka mampidi-doza amin' ny tenany; hiditra any ambanin' ny tany izy; Tafaraikitra aminao ny fanahiko; manohana ahy ny tànanao ankavanana. mon âme se presse contre toi, ta droite me sert de soutien.
Sal 63:10 They shall fall by the sword: they shall be a portion for foxes. Hatolotra ho amin' ny herin' ny sabatra izy; ho anjaran' ny amboahaolo izy. Fa izy ireo mitady hanala ny aiko kosa dia hidina any ambanin' ny tany. Mais ceux qui poussent mon âme à sa perte, qu' ils descendent au profond de la terre!
Sal 63:11 But the king shall rejoice in God; every one that sweareth by him shall glory: but the mouth of them that speak lies shall be stopped. Fa ny mpanjaka hifaly amin' Andriamanitra; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy; fa hakombona ny vavan' izay rehetra mandainga. Hatolotra ho an' ny sabatra, ho rembin' ny amboahaolo. Qu' on les livre au tranchant de l'épée, qu' ils deviennent la part des chacals!
Sal 63:12 Dia hifaly amin' Andriamanitra ny mpanjaka; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy, satria hakombona ny vavan' ny mpandainga. Et le roi se réjouira en Dieu; qui jure par lui en tirera louange quand les menteurs auront la bouche fermée.

<-
->