<-
->

Sal 87:1 His foundation is in the holy mountains. Salamo nataon' ny Koraita. Tonon-kira. Ny naorin' i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masina; Salamon' ny zanak' i Kore. Fihirana. Nanorina azy teo an-tendrombohitra masina izy. Des fils de Coré. Psaume. Cantique. Sa fondation sur les montagnes saintes,
Sal 87:2 The Lord loveth the gates of Zion more than all the dwellings of Jacob. Ny vavahadin' i Ziona dia tian' i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an' i Jakoba. Ny vavahadin' i Siona dia tian' ny Tompo, mihoatra noho ny fonenan' i Jakoba rehetra. Yahvé la chérit, préférant les portes de Sion à toute demeure de Jacob.
Sal 87:3 Glorious things are spoken of thee, O city of God. Selah. Zava-malaza no anambarana anao Ry tanànan' Andriamanitra Zava-malaza maro no voatantara momba anao ry tanànan' Andriamanitra. - Selà. Il parle de toi pour ta gloire, cité de Dieu
Sal 87:4 I will make mention of Rahab and Babylon to them that know me: behold Philistia, and Tyre, with Ethiopia; this man was born there. Hanonona an-dRahaba sy Babylona Aho ho isan' izay mahalala ahy; Indro Filistia sy Tyro mbamin' i Etiopia, Ity no efa teraka teo. Amin' ireo mahalala ahy hotononiko Rahaba sy Babilona; indreo koa ny Filistina sy Tira mbamin' i Etiopia: tao ireo no teraka. "Je compte Rahab et Babylone parmi ceux qui me connaissent, voyez Tyr, la Philistie ou l' Ethiopie, un tel y est né."
Sal 87:5 And of Zion it shall be said, This and that man was born in her: and the highest himself shall establish her. Ary Ziona hilazana hoe: Ireto sy ireroa samy efa teraka teo; Ary ny Avo Indrindra no mampitoetra azy. Ary izao no hilazan' ny olona an' i Siona: Samy teraka tao aminy itý sy irý: dia izy, ny Avo Indrindra, no nanorina azy. Mais de Sion l' on dira "Tout homme y est né" et celui qui l' affermit, c' est le Très-Haut.
Sal 87:6 The Lord shall count, when he writeth up the people, that this man was born there. Selah. Jehovah hanisa, raha manoratra ny firenena Izy: Ity no efa teraka teo. Izao no hosoratan' ny Tompo amin' ny fanisam-bahoaka: Teraka tao ity. -Selà. Yahvé inscrit au registre les peuples "Un tel y est né",
Sal 87:7 As well the singers as the players on instruments shall be there: all my springs are in thee. Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao aminao. Ny mpihira sy mpitendry zava-maneno, hanao hoe: Ao aminao ny loharanoko rehetra. et les princes, comme les enfants. Tous font en toi leur demeure.

<-
->