<-
->

Sal 140:1 Deliver me, O Lord, from the evil man: preserve me from the violent man; Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida. Jehovah ô, vonjeo amin' ny olon-dratsy aho, Ary arovy amin' ny olon-dozabe, Ho an' ny mpampianatra hira. Salamon' i Davida. Du maître de chant. Psaume. De David.
Sal 140:2 Which imagine mischiefs in their heart; continually are they gathered together for war. Izay mihevitra ratsy ao am-pony Ka manangana ady isan' andro Iaveh ô, afaho amin' ny olon-dratsy aho, arovy amin' ny olona mpanao an-keriny aho. Délivre-moi, Yahvé, des mauvaises gens, contre l' homme de violence défends-moi,
Sal 140:3 They have sharpened their tongues like a serpent; adders' poison is under their lips. Selah. Mandranitra ny lelany tahaka ny bibilava izy, Ny poizin' ny menarana no ao ambanin' ny molony. Izay mieritreritra hevitra ratsy ao am-pony, izay manangana ady amiko lalandava; ceux dont le coeur médite le mal, qui tout le jour hébergent la guerre,
Sal 140:4 Keep me, O Lord, from the hands of the wicked; preserve me from the violent man; who have purposed to overthrow my goings. Jehovah ô, vonjeo amin' ny tanan' ny ratsy fanahy aho, Ary arovy amin' ny olon-dozabe, Izay efa nihevitra handronjina ahy ho potraka. izay mandranitra ny lelany toy ny menarana, sady misy poizin' aspika ao ambany molony. - Selà. qui aiguisent leur langue ainsi qu' un serpent, un venin de vipère sous la lèvre.
Sal 140:5 The proud have hid a snare for me, and cords; they have spread a net by the wayside; they have set gins for me. Selah. Ny mpiavonavona efa nanafina fandrika sy kofehy hamandrihany ahy; Efa namela-pandrika harato teo amoron-dalana izy; Nametraka tadivavarana hahazoany ahy izy. Iaveh ô, ambeno amin' ny tànan' ny ratsy fanahy aho, arovy amin' ny olona mpanao an-keriny aho, izay mitetika ny hanafintohina ahy. Garde-moi, Yahvé, des mains de l' impie, contre l' homme de violence défends-moi, ceux qui méditent de me faire trébucher,
Sal 140:6 I said unto the Lord, Thou art my God: hear the voice of my supplications, O Lord. Hoy izaho tamin' i Jehovah Andriamanitro Hianao; Henoy ny feon' ny fifonako, Jehovah ô! Misy mpiavonavona mamela-pandrika harato hamandrihana ahy; mametra-pandrika harato manaraka ny làlan-kalehako; ary manao otrika hamelezana ahy. - Selà. qui tendent un filet sous mes pieds, insolents qui m' ont caché une trappe et des lacets, m' ont posé des pièges au passage.
Sal 140:7 O GOD the Lord, the strength of my salvation, thou hast covered my head in the day of battle. Jehovah, Tompo ô, ry Herin' ny famonjena ahy, Manarona ny lohako amin' ny andro fiadiana Hianao. Hoy aho amin' ny Tompo: Andriamanitro hianao, henoy ny feon' ny fitarainako, ry Iaveh! J' ai dit à Yahvé : C' est toi mon Dieu, entends, Yahvé, le cri de ma prière.
Sal 140:8 Grant not, O Lord, the desires of the wicked: further not his wicked device; lest they exalt themselves. Selah. Jehovah ô, aza manome ny irin' ny ratsy fanahy; Ary aza avela ho tanteraka ny hevi-dratsiny, fandrao hisandratra izy. Iaveh Tompo ô, mpamonjiko mahery, manarona ny lohako amin' ny andro fiadiana hianao. Yahvé mon Seigneur, force de mon salut, tu me couvres la tête au jour du combat.
Sal 140:9 As for the head of those that compass me about, let the mischief of their own lips cover them. Ny lohan' izay manemitra ahy Dia aoka hosaronan' ny ratsy tononin' ny molony. Ry Iaveh, aza tanterahinao ny fanirian' ny ratsy fanahy, aza havela hahomby ny hevi-dratsiny; dia ireharehany loatra izany. - Selà. Ne consens pas, Yahvé, aux désirs des impies, ne fais pas réussir leurs complots. Que sur moi les assiégeants ne dressent
Sal 140:10 Let burning coals fall upon them: let them be cast into the fire; into deep pits, that they rise not up again. Aoka hisy vain' afo halatsaka aminy; Aoka hariana any anaty afo izy, na any amin' ny rano lalina, ka tsy hiarina intsony. Ny lohan' ireo izay manemitra ahy anie, no hianjeran' ny ratsy tononin' ny molony. leur tête, que la malice de leurs lèvres les accable;
Sal 140:11 Let not an evil speaker be established in the earth: evil shall hunt the violent man to overthrow him. Tsy hampitoerina amin' ny tany ny olo-mahay vava; Henjehin-doza ny olon-dozabe ka ho lavo. Aoka hanintsanana vainafo mivaivay eo ambonin' izy ireo! Havarin' Andriamanitra any amin' ny afo anie izy! qu' il pleuve sur eux des charbons de feu, que jetés à l' abîme ils ne se lèvent plus
Sal 140:12 I know that the Lord will maintain the cause of the afflicted, and the right of the poor. Fantatro fa Jehovah no handahatra ny tenin' ny mahantra Sady hanome rariny ho an' ny malahelo. Tsy hambinina ny mpanendrikendrika eto ambonin' ny tany, ary hozoin-doza, tsy hamindrana fo, ny mpanao an-keriny. que le calomniateur ne tienne plus sur la terre, que le mal pourchasse à mort le violent!
Sal 140:13 Surely the righteous shall give thanks unto thy name: the upright shall dwell in thy presence. Eny tokoa, ny marina hisaotra ny anaranao; Hitoetra eo anatrehanao ny mahitsy. Fantatro fa omen' ny Tompo hitsiny ny fadiranovana, ary omeny rariny ny mahantra. Je sais que Yahvé fera droit aux malheureux, fera justice aux pauvres.
Sal 140:14 Eny, hankalaza ny anaranao ny marina, ary honina eo anatrehan' ny tavanao ny olo-mahitsy. Oui, les justes rendront grâce à ton nom, les saints vivront avec ta face.

<-
->