<-
->

Sal 68:18 Thou hast ascended on high, thou hast led captivity captive: thou hast received gifts for men; yea, for the rebellious also, that the Lord God might dwell among them. Efa niakatra ho any amin' ny avo Hianao ka mitondra babo; efa nandray fanomezana teo amin' ny olombelona Hianao - eny, teo amin' ny maditra aza,- mba hitoeran' i Jehovah Andriamanitra any. Ilay kalesin' Andriamanitra dia ireo an' arivony, an' arivony; Avy any Sinaia ho ao amin' ny fitoerany masina ny Tompo. Les équipages de Dieu sont des milliers de myriades; le Seigneur est venu du Sinaï au sanctuaire.