Index

Proverbes : azera

Proverbe Natsangako kiady, nazerany, nalahatro vato, nakorontany, koa veloma ry tantely lava, masina ry tantely fohy, fa lany haika izaho havanareo. [Rinara 1974 #2771]
Natsangako kiady, nazerany ; nalahatro vato, nakorontany; veloma, ry tantely lava; masina, ry tantely fohy, fa lany haika aho. [Cousins 1871 #2097]

Proverbe Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazeranay ho vaky, mba ho toham-baliha hokitraina eny amoron-dalana. [Cousins 1871 #2726, Rajemisa 1985]
Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazerany ho vaky, mba ho toham-baliha ho kitraina eny amoron-dalana. [Rinara 1974]
Traduction française Si vous êtes une calebasse amère dont on ne peut faire une tasse à puiser l' eau, nous vous jetterons à terre afin que vous soyez brisée et serviez de chevalet à la guitare dont on joue au bord du chemin. [Rajemisa 1985]
Interprétation française Se disait des caractères difficiles et aussi des fainéants dont on cherchait à tirer quelque chose. [Veyrières 1913]

Index