Index

Proverbes : manatitra

Proverbe Mahasosotra ohatra ny malahelo misambo--bary : maka mitady ny avo loha, manatitra manao safo vava. [Rinara 1974]
Mahasosotra, ohatra ny malahelo misambo--bary : raha vao maka, mitady avo loha ; nony manatitra, manao safo vava. [Cousins 1871]

Proverbe Rafozana jamba, ka aleony sira ren' ny lelany toy izay lamba tsara. [Rinara 1974 #3540]
Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira no isaotsaorany. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza ny olona mahatsiaro ny soa kely fa tsy mahatsiaro ny soa lehibe atao azy. [Rajemisa 1985]

Proverbe Raha tonga ny taona asaramanitra, dia avy manatitra ny jaka izahay mianakavy. [Veyrières 1913 #4155]
Traduction française Parce que l' année bénie est arrivée, nous venons en famille vous offrir le jaka. [Veyrières 1913 #4155]
Interprétation française Le jaka était la viande donnée en étrennes au premier jour de l'an ; le premier jour de l' an était appelé le jour du Bain parce qu' il y avait, ce jour-là, le Bain solennel du souverain. [Veyrières 1913 #4155]

Index