Index

Proverbes : mivily

Proverbe Ny lalambe no miolaka, ny tanim--bomanga. [Houlder 1895 #139]
Ny lalambe no miolika, ny tanin-bomanga. [Cousins 1871 #2295]
Ny lalam-be no mivily dia ny tanim--bomanga. [Rinara 1974 #197]
Traduction française Si le chemin fait des détours, c' est à cause des champs de patates. [Houlder 1895]

Proverbe Tsy mety raha hitarika amboa mihazo ity, fa nony mitondra hena nivily lalana. [Rinara 1974]
Tsy mety raha mitarika amboa ; mahazo ity ; fa nony mitondra hena, mivily lalana. [Cousins 1871]
Tsy mety raha mitarika amboa : mandalo tanàna, fa nony mitondra hena mivily lalana. [Rinara 1974]

Index