|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihinana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hinana
Explications en malgache  4  [1.1] Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina
Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny
Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io
Explications en anglais  5  [1.7] to eat; to use up; to embezzle funds
Explications en français  6  [1.8] manger; consommer; détourner des fonds
7  [1.405] [mihinaña] manger [Sakalava-Mayotte]
Exemples  8  [2.293] Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy:
9  [2.470] Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo
10  [2.472] Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy.
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Tous les mots composés 
Analogues  17  homana, mitelina, manao vakim-borona, manendry, mandrapaka, mitsingintsingina, mangeboka, mitomboka, mipaka, mamahan-tena, mijao, mamango, manesika, miletra, mibibaka, mandrepoka, mambosika, mikesokesoka, mitsamontsamona, mambosibosika, mimontsina, miviravira, mifotafota, mianjady, misatrasatra, managorodana, manoranorana, manao voky, manao tranga, manao rapa-dango, manao teli-moka, manao indraim-bava, manao tombok' orona, manao tombokitsatsy, manao sesimontotra, miosanosana, miharaka
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mihinana

Entrée (2/2)19  mihinàna
Partie du discours  20  impératif du verbe actif mihinana [Liste complète]
Radical  21  hinana
Explications en malgache  22  [1.1]
Explications en français  23  [1.3]

Anagrammes  24 mihinana, mihinàna

Mis à jour le 2025/09/13