Index

Proverbes : andriana

Proverbe 1Andriamanitra tsy andrin' ny maika, andriko ihany. [2.415 #6, 2.653]
Andriamanitra tsy andrin' ny olona, andriko ihany. [2.165 #26, 2.558 #219, 2.653]
Andriamanitra tsy andrin' ny olona, andriko ihany ; fa tsy an' ny irery izy. [2.415 #6]
Andriamanitra tsy andrin' ny sasany, andriko ihany. [1.1]
Interprétation malgacheAtao fampiononan-tena amin' ny ratsy ataon' ny sasany ny tena ny famalian' Andriamanitra, na ho ela na ho haingana, noho ny fahamarinany. [1.1]
Traduction françaiseCertains n' attendent pas Dieu mais moi je l' attends. [2.165]
D' autres comptent sans Dieu ; moi je compte sur lui, car je sais qu' il est pour tous et non pas pour un seul. [2.415 #6]
Que d' autres, trop pressés, ne comptent pas sur Dieu ; moi je compte sur lui. [2.415 #6]
Interprétation françaiseC. à d. il faut savoir attendre patiemment la justice divine. [2.165]
Ces paroles sont dites aussi par celui auquel on donne tort et qui croit avoir raison. [2.415 #6]
Il faut avoir un peu de patience : Dieu finit toujours par donner à chacun ce qu' il mérite. [2.415 #6]

Proverbe 2Farafara nandrian' ny maty. [2.415 #1275]
Traduction françaiseLa veuve est comme la couche où reposait son défunt mari. [2.415 #1275]

Proverbe 3Maro ny olona, fa hianao no andrian' ny saiko. [2.415 #5099]
Traduction françaiseIl y a beaucoup de gens, mais c' est en vous que mon esprit se repose. [2.415 #5099]
Interprétation françaiseParoles dites à une personne. [2.415 #5099]

Proverbe 4Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian’ ny adidy. [2.653]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [2.558 #2501]

Proverbe 5Na andrian-dray sy andrian-dreny aza ve tsy halahelo ? [2.558]

Proverbe 6Ny adrisa aza raha tsy andriana ilika tsy azo [1.3]
Ny adrisa aza, raha tsy andriana ilika tsy azo, ka mainka fa ny harena. [2.165 #748]
Traduction françaiseOn ne peut attraper des "adrisa" (espèce de sauterelle) sans peine (litt. sans se coucher sur le flanc) et combien moins des richesses. [2.165]
On ne peut prendre l'adrisa qu en se penchant sur le côté [1.3]
Interprétation françaiseLes Malgaches mangent les sauterelles, soit grillées, soit séchées au soleil. [2.165]
On n a rien sans peine [1.3]

Proverbe 7Ny adrisa iray aza, raha tsy andrian’ ilika, tsy azo. [2.653 #2122]
Ny adrisa iray aza tsy azo raha tsy handrian' ilika. [2.558 #2823]
Ny valala aza, raha tsy andrian’ ilika, tsy azo. [2.653 #2462, 2.974 #190]
Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika. [1.1]
Ny valala aza tsy azo raha tsy handriana ilika. [2.558]
Interprétation malgacheTsy misy na inona na inona azo raha tsy isahiranana. [1.1]
Tsy misy soa azo moramora na maimaim-poana fa tsy maintsy isasarana. [1.1]
Traduction françaiseMême les sauterelles ne s'attrapent que si l’on se couche sur le flanc (ne se prennent pas sans effort). [2.974 #190]

Proverbe 8Ny didim-panjakana nataon' Andrianampoinimerina handrian' ny fanjakana. [2.415 #229]
Traduction françaiseLes lois faites par Andrianampoinimerina sont comme le lit de repos du royaume. [2.415 #229]
Interprétation françaiseMaxime pour dire les services que ces lois ont rendus au royaume. [2.415]

Index