Index

Proverbes : Ineny

Proverbe Aza isaoranao re ineny, fa ny mitoetra amin-drenikely no tsy afak. [Veyrières 1913 #902, Cousins 1871 #389]
Aza isaoranao re, ineny, fa ny mitoetra amin-drenikely no tsy tantiko. [Rinara 1974]
Traduction française Ne renvoie pas ma mère, ô mon père, car je ne saurais demeurer avec une marâtre. [Veyrières 1913 #902]
Interprétation française Paroles dites par l'enfant à son père en faveur de sa mère, pour empêcher la répudiation. [Veyrières 1913 #902]

Proverbe Mahita loza aho, ry ikaky sy ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [Veyrières 1913 #1571, Cousins 1871]
Mahita loza, ry ikaky sy ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no anarian' ny olona ahy! [Houlder 1895 #2203]
Mahita loza ry Ikaky sy Ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [Rinara 1974 #1886]
Traduction française Je suis dans la détresse, ô mon père et ma mère, dit la balle (du grain), car ce n' est qu' à cause de ma maigreur qu' on me rejette (au lieu d' avoir pitié de moi)! [Houlder 1895]
Le malheur m' accable, ô mon père et ma mère, dit le grain de riz coulé, car si les hommes m' ont rejeté, c' est à cause de ma maigreur. [Veyrières 1913 #1571]
Interprétation française Plaintes de jeune personne qui ne trouve pas à se marier. [Veyrières 1913 #1571]

Proverbe Mamy ny tany ipetrahan' ikaky sy ineny. [Veyrières 1913 #1521]
Traduction française Douce est la terre où demeurent papa et maman. [Veyrières 1913 #1521]
Interprétation française Paroles par lesquelles l' enfant exprime son amour filial et son attachement à la terre qui l'a vu naître. [Veyrières 1913 #1521]

Proverbe Raha olona iray no tsy tia, hitoto koba aho hatavy, fa raha Idada sy Ineny no tezitra (tsy tia) ifony aho fa diso. [Rinara 1974 #3643]

Proverbe Ray ka mahanatranatra, reny ka mahadinidinika, fa lainga raha fitia no miohatra an' Idada sy Ineny. [Rinara 1974]

Proverbe Veloma ry Ikaky sy Ineny, fa sinibe manga roa hianareo, ka tsy misy tombo sy hala. [Rinara 1974 #4921, Cousins 1871 #3658]

Proverbe Vitsy mpanao Ineny toa momba. [Rinara 1974 #4959]

Index