Index

Proverbes : mandraka

Proverbe Aza adala lava ohatra ny valalanamboa : mandrak' antitra ka mitsipika ihany. [Rinara 1974 #362]
Aza adala lava toa valalan' amboa : mandrak' antitra mitsambikimbikina ihany. [Veyrières 1913 #2062, Cousins 1871]
Traduction française Ne soyez pas toujours sot, comme les sauterelles de chiens qui ne font que sautiller jusqu' à la vieillesse. [Veyrières 1913 #2062]
Interprétation française Se disait des lourdauds. [Veyrières 1913 #2062]

Proverbe Kibo malain-kanan-dratsy : mandraky ny efa ho faty, ka mbola mandroso aretina ihany! [Rinara 1974 #1641]
Kibo malain-kanan-dratsy : mandraky ny efa maty ka mbola atao mandroso aretina ihany. [Cousins 1871]

Proverbe Valalanamboa : mandadilady mandrak' antitra. [Rinara 1974 #4839]

Index