Entrée aprily
Partie du discours   nom
Définition malgache   Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Anglais: April.
Synonymes   avrily
Analogie   Mesure du temps

Mis à jour le 2012/09/26