Entrée avrily
Partie du discours nom
Définition malgache Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise April [3.1]
Définition française avril [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: avril.
Synonymes aprily
Tableaux et planches Mesure du temps

2017/10/24