Entrée hiahia
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] volana fahafito amin'ny taona (Jolay) [Rakotosaona 1972]
  [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny volana Mey [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] anaram-bolana fahadimy amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] volana fahadimy amin'ny taona, fotoana ny ririnina [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] volana fahafito amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Définition française  [Sakalava] lune de mai ; mois sakalava correspondant à mai [David 1952 (takila F)]
  [Tankarana] nom d'un mois antankarana correspondant à septembre [David 1952 (takila F)]
  [Tandroy] nom d'un mois du calendrier agricole tra [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1996]
Définition malgache  [Tandroy] mars [Mahafay: Arofototse]
Vocabulaire 

2017/03/10