|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fosa
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  14  [1.1] Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy
Explications en anglais  15  [1.2] backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy
Explications en français  16  [1.3#188] diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot fosa

Entrée (2/3)18  fôsa
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  [1.78] [Taisaka, Tanosy] volana fahadimy amin'ny taona
Explications en français  21  [1.82] [Taisaka] [fosa] mois de mai
Exemples  22  [2.113#] ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza
Vocabulaire  23  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (3/3)100  fosa
Partie du discours  101  nom
Explications en malgache  102  [1.1] Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona
Explications en anglais  103  [1.2] "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray.
104  [1.7] a Malagasy carnivore something like a large mink
Explications en français  105  [1.82] [Taisaka] Cryptoprocta ferox, petit carnassier
106  [1.54] genette fossane
107  [1.8] carnivore malagasy, espèce de genette
108  [4.22] fosa (Cryptoprocta ferox)
Exemples  109  [1.508#] Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango.
110  [1.437#] nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny.
111  [2.529#] Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika.
Vocabulaire  112  Zoologie: mammifères
Nom scientifique 
Proverbes  113  Proverbes contenant le mot fosa
Illustrations 

Anagrammes  114  fôsa, fosa, safo

Mis à jour le 2025/08/22