|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  asorotany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
4 Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10]
5 Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana
6 Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1]
Explications en anglais  7 the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [1.2]
Exemples  8  koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864. [2.59#40]
Vocabulaire  9  Temps 10  Croyances
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Combinaisons  87  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot asorotany
Proverbes  88  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  89  Mesure du temps
Illustrations 
90 

Entrée (2/2) 91  asorotany
Partie du discours  92  nom
Explications en malgache  93 zana-pehintany avaratry ny fehibe [1.13]
Explications en français  94 tropique du Cancer [1.13]
Vocabulaire  95  Géographie: (en général)
Analogues  96  adijady, 97  zana
Illustrations 
98 

Anagrammes  asorotany, 99 isotroana

Mis à jour le 2026/04/24