Entrée vatravatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahatongavana rodobe amin-kery
¶ Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a shower, large drops of rain [Richardson 1885]
   downpour of rain [Hallanger 1973]
Définition française   action d'arrivée avec violence; grosse pluie [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée vatravatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] volana voalohany amin'ny taona (Janoary) [Rakotosaona 1972]
   [Bara] volana faha-12 amin'ny taona, jonjo [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] volana faharoa amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] anaram-bolana faha-11 amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] volana voalohany amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   [Provincial] the ancient and provincial name of one of the months [Richardson 1885]
Vocabulaire  

2012/04/24