|
|
|
|

Entrée1  sakamasay
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Antesaka] volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra) [1.78]
4 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona [1.78]
5 [Bezanozano] volana fahasivy amin'ny taona [1.78]
6 [Sihanaka] anaram-bolana fahenina amin'ny taona [1.78]
7 [Tanosy] volana fahavalo amin'ny taona [1.78]
Exemples  8  ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113]
Vocabulaire  9  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  sakamasay, 86 Samakiasa

Mis à jour le 2026/02/04