Entrée (1/13) | 1 la |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
16 [1.10] fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà). Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany 17 [1.78] [Taisaka] fandavana 18 [1.78] [Bara] mandà, miodina 19 [1.1] tsy fetezana hanao, tohitra |
Explications en anglais |
20 [1.2] root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la |
Explications en français |
21 [1.3, 1.5] refus 22 [1.3] reniement, renoncement, rejet, négation 23 [1.8] qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette 24 [1.14] action de nier, de refuser |
Explications en italien |
25 [1.18] rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita |
Entrée (2/13) | 26 la |
Partie du discours | 27 conjonction [Liste complète] |
Explications en français |
28 [1.6] [Tanala]
si |
Entrée (3/13) | 29 la |
Partie du discours | 30 article [Liste complète] |
Explications en malgache |
31 [1.10] teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany! 32 [1.10] teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? |
Entrée (4/13) | 33 la |
Partie du discours | 34 adjectif |
Explications en malgache |
35 [1.78] [Taisaka]
tonta (fiasana), mihintsana (volo) |
Entrée (5/13) | 36 la- |
Partie du discours | 37 particule [Liste complète] |
Explications en malgache |
38 [1.10] ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets. |
Entrée (6/13) | 39 là
![]() |
Partie du discours | 40 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
41 [1.4] ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. |
Explications en français |
42 [1.8] any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. 43 [1.8] ao, tao, ho ao: là (pas visible) 44 [1.8] eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible 45 [1.8] indry: voilà! là! 46 [1.8] injao: là! (tout près) |
Entrée (7/13) | 47 la
![]() |
Partie du discours | 48 article [Liste complète] |
Explications en malgache |
49 [1.4] ny: La lune (Ny volana) |
Analogues | 50 le, les |
Entrée (8/13) | 51 la
![]() |
Partie du discours | 52 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
53 [1.4] izy/,>, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) |
Analogues | 54 le, les |
Entrée (9/13) | 55 là
![]() |
Partie du discours | 56 adverbe [Liste complète] |
Explications en italien |
57 [1.18] eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano) |
Entrée (10/13) | 58 la
![]() |
Partie du discours | 59 article [Liste complète] |
Explications en italien |
60 [1.18] ny |
Entrée (11/13) | 61 la
![]() |
Partie du discours | 62 nom (symbole) |
Explications en malgache |
63 [1.1] Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama 64 [1.10] laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. |
Vocabulaire | 65 Musique: (en général) |
Analogues | 66 do, re, mi, fa, sol, si |
Illustrations |
|
Entrée (12/13) | 67 La
![]() |
Partie du discours | 68 nom (symbole) |
Explications en malgache |
69 [3.1] Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina. |
Explications en anglais |
70 [3.1] Lanthanum. |
Explications en français |
71 [3.1] Lanthane. |
Vocabulaire | 72 Chimie |
Tableaux et planches |
73 Table périodique |
Entrée (13/13) | 74 LA
![]() |
Partie du discours | 75 nom (symbole) |
Explications en malgache |
76 [3.1] Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. 77 [3.1] Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. |
Vocabulaire | 78 Géographie: agglomérations |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |