| Entrée (1/13) | 1 la |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà).
4 Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany [1.10] 5 fandavana [Taisaka] [1.78] 6 mandà, miodina [Bara] [1.78] 7 tsy fetezana hanao, tohitra [1.1] |
| Explications en anglais |
8 root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la
[1.2] |
| Explications en français |
9 refus
[1.3, 1.5] 10 reniement, renoncement, rejet, négation [1.3] 11 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [1.8] 12 action de nier, de refuser [1.14] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 25 mafy la |
| Entrée (2/13) | 26 la |
| Partie du discours | 27 conjonction [Liste complète] |
| Explications en français |
28 si
[Tanala]
[1.6] |
| Entrée (3/13) | 29 la |
| Partie du discours | 30 article [Liste complète] |
| Explications en malgache |
31 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany!
[1.10] 32 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? [1.10] |
| Entrée (4/13) | 33 la |
| Partie du discours | 34 adjectif |
| Explications en malgache |
35 tonta (fiasana), mihintsana (volo)
[Taisaka]
[1.78] |
| Entrée (5/13) | 36 la- |
| Partie du discours | 37 particule [Liste complète] |
| Explications en malgache |
38 ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets.
[1.10] |
| Entrée (6/13) | 39 là
![]() |
| Partie du discours | 40 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
41 ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina.
[1.4] |
| Explications en français |
42 any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible
43 àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [1.8] 44 ao, tao, ho ao: là (pas visible) [1.8] 45 eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [1.8] 46 indry: voilà! là! [1.8] 47 injao: là! (tout près) [1.8] |
| Entrée (7/13) | 48 la
![]() |
| Partie du discours | 49 article [Liste complète] |
| Explications en malgache |
50 ny: La lune (Ny volana)
[1.4] |
| Analogues | 51 le, 52 les |
| Entrée (8/13) | 53 la
![]() |
| Partie du discours | 54 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
55 izy/,>, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho)
[1.4] |
| Analogues | 56 le, 57 les |
| Entrée (9/13) | 58 là
![]() |
| Partie du discours | 59 adverbe [Liste complète] |
| Entrée (10/13) | 60 la
![]() |
| Partie du discours | 61 article [Liste complète] |
| Entrée (11/13) | 62 la
![]() |
| Partie du discours | 63 nom (symbole) |
| Explications en malgache |
64 Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama
[1.1] 65 laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [1.10] |
| Vocabulaire | 66 Musique: (en général) |
| Analogues | 67 do, 68 fa, 69 mi, 70 re, 71 si, 72 sol |
| Illustrations |
|
| Entrée (12/13) | 73 La
![]() |
| Partie du discours | 74 nom (symbole) |
| Explications en malgache |
75 Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Explications en anglais |
76 Lanthanum.
[3.1] |
| Explications en français |
77 Lanthane.
[3.1] |
| Vocabulaire | 78 Chimie |
| Tableaux et planches |
79 Table périodique |
| Entrée (13/13) | 80 LA
![]() |
| Partie du discours | 81 nom (symbole) |
| Explications en malgache |
82 Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia.
[3.1] 83 Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] |
| Vocabulaire | 84 Géographie: agglomérations |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|