Entrée | tezitra | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Angry [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Fâché, en colère [1.8] | |||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Vocabulaire | Emotions | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tezitra | |||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |