Index

Proverbes : maditra

Proverbe Andriamatoa no hendry ka Ifaralahy maditra no tian--dray sy reniny. [Rinara 1974 #233]

Proverbe Aza toy ny zaza maditra : derain-tsy faly, tezeran-tsy matahotra. [Veyrières 1913 #14, Cousins 1871 #715]
Traduction française Ne faites pas comme les enfants difficiles et têtus : les éloges ne les gagnent pas, les menaces ne les effraient pas. [Veyrières 1913 #14]

Proverbe Fifaliana very sasaka hoatry ny manan-janaka maditra. [Rinara 1974 #1166]

Proverbe Iri-mahory, tahaka ny zaza adala. [Cousins 1871 #1145]
Iri-mahory tahaka ny zaza maditra. [Rinara 1974]

Proverbe Malemy maditra karaha hozatr’ aomby. [Samson 1965 #M72]

Proverbe Masiaka be ronono, maditra niampidera tandroka, fa raha tonga ny vilona manaiky ho fatorana. [Rinara 1974]

Proverbe Ny tsy an-trano reny no pv=lazaina-ko maditra dia ny renikely no mpiampanga lainga. [Rinara 1974 #3339]

Proverbe Raha maditra ala-nify, dia ho sosona no iafarany, ary raha tezitra anarina dia ho very ihany. [Rinara 1974 #3598]

Proverbe Tsy mba ny omby maditra ho folahina, fa ny reniomby teren-tsy mirohy. [Houlder 1895 #1358, Rinara 1974 #4558]
Traduction française Ce n' est pas (comme) un bœuf têtu qu' il faut dresser, mais (comme) une vache qui se laisse traire sans être attachée. [Houlder 1895]

Index