Entrée fotsy bobo (fotsy, bobo)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an off-white color, as the skin bleached by disease [Hallanger 1973]
Définition française blanc anormal, comme les albinos [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2009/11/07