Entrée maitso milenodenoka (maitso, lenodenoka)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: loko
Exemples 
1Toerana am-body hazo ala iray, nanirian' ahitra maitso milenodenoka, mitovy tantana sy mitovy endrika amin' ny manodidina rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 255]
2izy ireo manahaka ny ahitra eny an-tsaha aman-java-maitso milenodenoka, tahaka ny ahitra ambony tafon-trano, tahaka ny vary mandavenona, maina alohan'ny fahamasahany. [Baiboly: 29:037:027/Izaia 37:27..]

Mis à jour le 2020/07/31